Tambajotra sosialy

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 6 hours 11 minutes

📢 Mandritra ny Salon de l' Emploi et de la Formation Professionnelle (SEFP) izay hatao ao Antsirabe dia hisy mpiara-miasa avy amin'ny STAR, handray anjara

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 day 5 hours

📢 Handray anjara amin' ny Salon de l' Emploi et de la Formation Professionnelle (SEFP) izay hotanterahina ny 24 sy 25 Septambra ho avy izao,

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 3 days 4 hours

🟢 Ho fanamarihana ny "World Clean Up Day", ny ekipan’ny STAR dia niara-nisalahy, nanatanteraka hetsika mivaingana ho fiarovana ny tontolo iainana, manerana an'i Madagasikara. Mpiara-miasa

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 4 days 9 hours

Ohatrany ahoana tsara hoe ny feon'ny cannette World Cola rehefa misokatra ry zareo ? 🤭 Aza adino ny manaraka ny pejy Tiktok STAR 👉www.tiktok.com/@starmadagascar

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 5 days 5 hours

🩸 Fihetsika tsotra kanefa mamonjy ain'olona maro ny fanomezana rà. An-kafaliana no nandraisan'ireo mpiara-miasa eto amin'ny STAR anjara tamin'ity hetsika maneho firaisankina sy fifanampiana ity

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 6 days 12 hours

📊 Tarehimarika STAR : In-30 ampiasaina ny tavoahangy vera vao potehina ♻️ Ny tavoahangy vera avy nampiasaina dia manaraka fepetra fanadiovana maro ary azo ampiasaina

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 week 1 day

🌟 Brillons ensemble 🌟 Nous recrutons actuellement pour les postes suivants : 🔹 Auditeur interne - Siège (CDI) 🔹 Magasinier Plein et Vide – Usine

STAR Madagascar

STAR Madagascar is at CCI Ivato.

ago 1 week 3 days

📸 Caprice citron 🍋😎

Iza daholo no efa nanandrana ? 🥰

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 week 4 days

📌 Août a été marqué par de nombreux événements, partenariats et activations qui illustrent l'engagement et la présence de STAR auprès de ses publics. ➡️

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 week 5 days

📢 Mandritra ny Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pêche - FIA dia handray anjara amin’ny famelabelaran-kevitra i Seheno Lantoharivelo RANDRIAMBOLAMANANA, Talen'ny

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 week 5 days

📢 Ho antsika rehetra maniry hifanerasera sy hahafantatra be be kokoa ny STAR, ety amin'ny Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pêche

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 1 week 6 days

🥳 Kilalao milay kely niaraka tamin'ny vokatra STAR sy i Teg Life ! Teto dia izay nahay nitsoka no nahazo loka 😂

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 2 weeks 3 hours

📊 Tarehimarika STAR : afaka mitahiry orge 14 000 taonina ny MALTO Raha toa ka 6 000 taonina no fahafahan'ny MALTO nitahiry orge teo aloha,

STAR Madagascar

STAR Madagascar

ago 2 weeks 2 days

📸 Sary indray mipika avy eny amin'ny lavarangan'ny ozinina STAR Antsirabe, toerana nipoiran'ny labiera THB tamin'ny 1965. Tazana etsy ampita ny MALTO sy ireo silos

Voir plus