Responsable Communication Externe & RSE
Siège Andranomahery

Anisany olona vaovao ato amin'ny STAR i Dina Fanorenana RAVELOARISON.
Responsable Communication Externe & RSE ny andraikiny ato amin'ny STAR.
Nanirahana azy :
- Mamolavola ny tetik’ady rehetra momba ny serasera rehetra
- Manome lanja sy mitandro ny endrika ivelan’ny STAR amin’ny izy rehetra ataony
- Manatanteraka sy mametraka ny lamina rehetra ny momba ny « RSE » an’ny STAR
Ny tanjony :
Hanao an’i STAR ho orinasa loha laharana sy ho fitaratra amin’izay rehetra ataony
Manasa antsika hanaraka ity horonantsary ity.