Réseaux sociaux

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 14 heures 28 minutes

📌 Août a été marqué par de nombreux événements, partenariats et activations qui illustrent l'engagement et la présence de STAR auprès de ses publics. ➡️

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 jour 13 heures

📢 Mandritra ny Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pêche - FIA dia handray anjara amin’ny famelabelaran-kevitra i Seheno Lantoharivelo RANDRIAMBOLAMANANA, Talen'ny

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 jour 17 heures

📢 Ho antsika rehetra maniry hifanerasera sy hahafantatra be be kokoa ny STAR, ety amin'ny Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pêche

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 jours 14 heures

🥳 Kilalao milay kely niaraka tamin'ny vokatra STAR sy i Teg Life ! Teto dia izay nahay nitsoka no nahazo loka 😂

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 3 jours 12 heures

📊 Tarehimarika STAR : afaka mitahiry orge 14 000 taonina ny MALTO Raha toa ka 6 000 taonina no fahafahan'ny MALTO nitahiry orge teo aloha,

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 5 jours 23 heures

📸 Sary indray mipika avy eny amin'ny lavarangan'ny ozinina STAR Antsirabe, toerana nipoiran'ny labiera THB tamin'ny 1965. Tazana etsy ampita ny MALTO sy ireo silos

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 2 jours

✨️ Taorian’ny fandalovana tao Antsirabe, dia nitohy tamin’ny fitsidihana ny ozinina STAR ao Ambatolampy ny delegasiona avy amin’ny Vondrona CASTEL. 🏭 Misahana toerana lehibe eo

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 3 jours

🌾 Taorian'ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny MALTO, dia nitsidika avy hatrany ny Ozinina famokarana labiera ao Antsirabe ny delegasiona avy amin'ny Vondrona CASTEL,

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 3 jours

🌾🇲🇬 1 septambra 2026, mankalaza ny faha-50 taonany miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka mampandroso ny sehatry ny "orge" eto Madagasikara ny MALTO. Nanatrika sy nanome voninahitra ny

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 3 jours

🌾 MALTO : Dimampolo taona lasa no nanomboka ny tantara 🤝 Miara-mamiratra, miara-mamokatra : izany no vina apetrakay 🌱 #Spot_officiel_Malto_50ans

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 4 jours

🌾 Dimampolo taona ny MALTO ... Tao anatin'izay 50 taona izay, tsy ny "orge" ihany no novolena, fa ny fiaraha-miasa, ny fifampitokisana ary ny vina

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 6 jours

📸 Sary indray mipika teny amin'ny bord Mahajanga teny, iza koa no mangetaheta Fresh ? 😎⛱️

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 6 jours

🌾 50 taona niarahana nanangana sy nampandroso ny fambolena "orge" eto Madagasikara 🌱 Tao anatin’ny 50 taona, nitombo hatrany ny MALTO, nanomboka tamin’ny famokarana voalohany

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 weeks 19 heures

🌟 Brillons ensemble 🌟 Nous recrutons actuellement pour les postes suivants : 🔹 Des chauffeurs livreurs (CDI) : - Agences Antananarivo - Agence Majunga 🔹

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 weeks 1 jour

Ny fihevitry ny olona VS ny tena zava-misy 🥱 ⭐️Aza adino fa ato amin'ity rohy ity irery ihany no misy ny tolotr'asa ato amin'ny STAR

Voir plus