Réseaux sociaux

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 3 minutes 54 seconds

✅Ho fanohizana ny fanamarihana ny herinandron'ny fiarovana ara-tsakafo, entin'i Tojo sy i Mamy mijery ireo fepetra fototra apetraky ny ekipa indray ianareo, hiantohana fa zava-pisotro

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 jour 1 heure

📊Tarehimarika STAR : Tantsaha mpiara-miasa 20 000 tamin'ny 2025 Eo amin'ny sehatry ny famokarana zava-pisotro dia misy fiaraha-miasa akaiky eo amin'ny tantsaha Malagasy sy ny

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 jours 3 heures

✨Ho fitsinjovana ny fahasalamanareo mpanjifa, hentitra tanteraka ny fitsirihana ataon'ny STAR amin'ireo zava-pisotro vokarina mba ho tsara kalitao sy ara-pahasalamana hatrany. Ity herinandro ity dia

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 jours 9 heures

🌟 Venez briller avec nous 🌟 Nous recrutons actuellement pour les postes suivants : 🔹 Infographiste — Réf : INFG/2026 🔹 Manager des Ventes —

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 4 jours 10 heures

Andro miavaka ny anio, omentsika voninahitra ireo reny mizara tsy misy takalony, manome tsy misy fepetra, ary mitia tsy misy fetrany. 💐 Tratry ny fetin'ny

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 5 jours 1 heure

📸Sary indray mipika

Sady mijery finale Ligue des Champions no makamaka ambiance ! 🍻

Maka ARSENAL sa PSG ianao ? 😁

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 6 jours 7 heures

🕊️✨

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 1 jour

Ianareo mpanjifa no antom-pisianay ⭐ Izany indrindra no hanatsaranay hatrany ny fahafahana mamatsy zava-pisotro anareo, mba ahafahanareo misitraka ny vokatra STAR, na aiza na aiza

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 2 jours

📊Tarehimarika STAR : tavoahangy 13 200 000 voaangona sy voaodina ♻️ Io no vokatra azontsika tamin’ny tetikasa Kopakelatra nanomboka ny taona 2019 💪 Finiavana avy

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 2 jours

Dernière ligne droite pour candidater ‼️ Il est encore temps de vous inscrire et tenter de remporter jusqu'à 35 000 € (pour le gagnant panafricain)

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 5 jours

📷 Sary indray mipika Ity ilay kilalao mahafinaritra be rehefa STAR TOUR 😀 izay voasarika dia mahazo zava-pisotro mitovy lanja aminy. Tena misy faly a

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 1 semaine 6 jours

✨Manova fiainan’olona marobe ny asa soa ataon’ny Operation Smile in Madagascar. Ao anatin’ny 45 minitra monja, zaza sima iray no mahazo tsiky vaovao rehefa vita

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 weeks 9 heures

🗓️ Prix Pierre Castel 2026 : J-10 avant la fin des dépôts de candidature ! ✅Si vous avez déjà ouvert un dossier de candidature, assurez-vous

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 weeks 1 jour

🇲🇬 Et si on faisait briller la créativité Malagasy ensemble ? ✨ Nos talents méritent d’être vus, soutenus et célébrés. Chaque vote est une manière

STAR Madagascar

STAR Madagascar

il y a 2 weeks 2 jours

📊Tarehimarika STAR : mpiara-miasa 3 500 ato amin'ny STAR ! Mety misy olom-pantatrao izao amin'izy ireo … Mety hoe mpiara-monina, namana, na fianakavianao? Iza no

Voir plus