ALCOOMIX
Booster Apple Mix
Fipoahan-tsiro
Araho Booster Apple Mix amin’ny tambajotra sosialy
Fitambaran-tsiro tsy fahita firy sy tsiron-voankazo mipoaka. Ity cocktail efa vonona sotroina ity dia manana tsiron-paoma matsiro dia matsiro, mbola tsara kokoa raha sotroina mangatsiaka.
“Ny fisotroana toaka tafahoatra dia manimba ny fahasalamana. Misotroa ampahamendrehana.”