Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
Tatitra sy dinika ataon’ny fitantanan’ny STAR
11 December 2025
Mbola ao anatin’ny toe-tsaina mikendry ny fanavaozana, ny fandraisana andraikitra ary ny fahombiazana, dia nandinika indray ny toe-draharahan’ny orinasa sy ny fandrosoan’ny dingana tsirairay ny ekipa STAR. Fotoana ihany koa izany ho an’ny sampan-draharaha tsirairay hizara ny tetikasa samihafa sy handrafitra ireo hetsika stratejika hotanterahina mandritra ny faran’ny taona.
Ity tatitra sy dinika ity dia mifanaraka tanteraka amin’ny fepetra takian’ny fenitra ISO9001, ISO14001 ary ISO45001. Indray mandeha indray, hita taratra ny fandraisan’anjaran’ny tsirairay sy ny finiavany hitondra avo ny lanjan’ny STAR