ZAVA-PISOTRO MAPATANJAKA
XXL Energy
Kely izy nefa mahery!
Araho XXL Energy amin’ny tambajotra sosialy
Efa amin’ny sotro voalohany dia onjan’ny hatsiaka sy hery no mameno anao, vonona hanosika anao ho lavidavitra kokoa. Ny tsirony sahisahy dia miara-dia amin’ny fanamby, ny traikefa vaovao ary ireo alina lava tsy tianao hampihena ny gadonao. Mihoatra noho ny zava-pisotro tsotra izy ity, fa hery manosika, angovo mihetsika, natao ho an’izay miaina amin-kafanam-po sy tsy mihemotra eo anatrehan’ny ezaka.
"Ny fihinanana toaka tafahoatra dia manimba ny fahasalamana. Misotroa ampahamendrehana."