RANO
Cristalline
Cristalline, manome hery isan’andro
Araho Cristalline amin’ny tambajotra sosialy
Nalaina avy ao anatin’ny natiora madio
Cristalline dia rano avy amin’ny loharano voajanahary, ho an'ny fianakaviana amin’ny fotoana rehetra mandritra ny andro.
Mety amin’ny rehetra, loharanon-kery sy herim-piainana isan’andro izy, avy amin’ny loharano voajanahary voalanjalanja sy manarapenitra.
Jereo ny dokambarotra Cristalline ao amin’ny fantsona YouTube
"Ny fihinanana toaka tafahoatra dia manimba ny fahasalamana. Misotroa ampahamendrehana."