Eau Vive no zava-pisotro ofisialin’ny “Lalaon’ny Nosy ao amin’ny Ranomasimbe Indiana 2023 ! Ankoatra ny fanohanana ny ekipantsika Malagasy, dia andao ho tony sy ho salama amin’ny fahadiovan’ny Eau Vive.
Manasa antsika rehetra izahay hanaraka sy handray anjara amin’ity hetsika ara-panatanjahantena mampientam-po ity, izay hatao manomboka ny 25 Aogositra ka hatramin’ny 3 Septambra eto Madagasikara.
Hiara-mijoro ho amin’ny fandresena, ao anatin’ny firaisana sy ny fahasamihafana.