Fankalazana ny andro Iraisam-pirenena ho an’ny Kaoperativa

17 December 2025

Nasian-danja manokana ity hetsika ity noho ny fisian’ireo mpisehatra ara-toekarena maro, ary nanome sehatra vaovao ihany koa ho an’ireo nahazo ny Prix Pierre Castel mba hampahafantatra bebe kokoa ny vokatra novokarin’izy ireo, hanamafy ny fisiany eo amin’ny tsenan’i Madagasikara, ary hivarotra mivantana amin’ireo mpitsidika tonga maro. Amin’ny alalan’ity fiaraha-miasa amin’ny Ministeran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Fanjifana ity, dia manohana sy mandray anjara mavitrika amin’ny fampiroboroboana ny toe-karena eo an-toerana ny STAR.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous