Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
Fitsidihana nokarakaraina ho an’ireo mpandray anjara ao amin’ny STAR
17 December 2025
Mitohy ny andian-dalana portes ouvertes amin’ny ozinantsika, ary tamin’ity indray mitoraka ity dia andiany telo no nokarakaraina manokana ho an’ireo mpandray anjara ao amin’ny STAR. Nanana fahafahana izy ireo hitsidika sy hahita akaiky ny ozinantsika lehibe ao Ambatolampy, izay mamokatra labiera sy zava-pisotro misy entona.