Fampirantiana RSE & IDD – Andiany faha-8

17 December 2025

Ny fampahafantarana ny tetikasa Kopakelatra nandritra ity andiany faha-8 amin’ny salon RSE ity dia nanampy ireo mpitsidika sy mpisehatra hahatakatra lalindalina kokoa ny iraka tanterahin’ny Kopakelatra. Nampitombo ihany koa izany ny fahatsapan’ny olona maro ny maha-zava-dehibe ny fitondran-tena andraikitra, indrindra amin’ny tsy fanariana tavoahangy plastika amin’ny toerana tsy mety. Nandritra ireo andro roa nifanesy ireo dia nahafahana nihaona tamin’ireo mpandray anjara sy mpiara-miombon’antoka maro, niaraka tamin’ireo manolo-tena tahaka anay. Voaseho ihany koa ny fanaovan-tsoa sosialy sy tontolo iainana ataonay, ary indrindra, olona an-jatony no voaentana sy nampitaina momba ny akon’ny tetikasa Kopakelatra.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous