Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
Mpandresy – Prix Pierre Castel 2023
17 December 2025
Indro atolotray anareo ireo mpandraharaha voafantina ho an’ity andiany faha-6 amin’ny Prix Pierre Castel ity :
RAKOTOMALALA Lova Eddy – Ferme LOVA
RANDRIANAIVO Stéphan Amiel – KASSAVA
RANDRIANTSOLOFO Toavina – MGSAKAY
RANJALAHY Vahatraina Tanjona – MOLI Company
ANDRIAMIRANTO Roland – MYCOFARM
Anna Elodie Volazara – TIAVA
Ny Prix Pierre Castel dia fifaninanana natao hanomezam-boninahitra ireo tanora manana talenta eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny agro-alimentaire.
Izy io dia sehatra fampivoarana izay manome fahafahana hahazo fanohanana ara-bola, fiahiana sy torolalana (mentorat), fanofanana manokana (coaching) ary fidirana amin’ny tambajotra matihanina.