Ny tantaranay

Nanomboka tamin'ny

1974

Famoronana ny orinasa STAR

1953

Fanapariahana labiera Three Horses Beer Pilsner

1958

Fanokafana ny toby fanaovana labiera any Diégo

1968

Fanapariahana ny Eau Vive, rano an-tavoahangy ao Andranovelona

1970

Famoronana ny orinasa Malto, tombim-pamokarana malta voalohany eto Madagascar

1976

Anarana ara-barotra vaovao : Brasseries STAR Madagascar

1980

Rehefa lasa orin'asa tsy miankina dia lasa Orinasa tsy anavahana anarana ny STAR

1989

Fanombohana ny famokarana zava-pisotro misy gazy ao Andraharo

1997

Fanolorana zava-pisotro misy gazy amin’ny tavoahangy PET

2004

Fanolorana labiera THB Pilsener amin’ny amin'ny tavoahangy vy ao Antsirabe

2005

Fanolorana rano loharano amin’ny tavoahangy PET

2006

Fidiran’i STAR ao amin’ny vondrona Castel

2011

Famokarana voalohany zava-pisotro mapatanjaka

2012

Nahazoana ny FSSC 22000 ny ozinina Antsirabe, Andraharo sy Antsiranana

2013

Nampidirana ny Nouvelle Brasserie de Madagascar tao amin'ny vondrona STAR

2014

Nahazoana ny ISO 9001 - 2015

2015

Vokatra STAR nahazo « Malagasy Ny Antsika » avy amin’ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara

2021

Fanitarana ny fanamarinana ISO 9001 – ISO 14001 – ISO 45001 amin’ny sampana STAR rehetra

2024
Ny vinanay

Maniry ho lasa fitaratra eto amin’ny faritra amin’ny sehatry ny famokarana sy fizarana zava-pisotro izahay, amin’ny maha orinasa manavao, mahomby, mahazo tombombarotra ary tompon’andraikitra.

Ny andraikitray

Manome toky izahay fa misy tsy tapaka sy mitovy kalitao foana ny vokatray ary amin’ny vidiny mora indrindra, amin’ny alalan’ny tambajotra fizarana mahomby, ho an'ny mpanjifanay.

Ny soatoavinay

Ny soatoavinay no fototry ny maha-izy anay sy ny fitondrantenanay eo amin’ny asa. Hita taratra izany amin’ny : fanajana sy fanomezana lanja, kolontsaina mifantoka amin'ny mpanjifa ary fananganana soatoavina maharitra.

Kolotsaina mifantoka amin'ny mpanjifa
Fanajana sy fandraisana andraikitra
Fananganana soatoavina maharitra

Midira ho fianakaviam-be ny STAR