Fihaonam-baovao Fresh – “Pikinika Goavana”

17 December 2025

Natao omaly, Alarobia 24 Mey 2023, ny fihaonam-baovao niarahana tamin’ireo mpanao gazety momba ny “PIKINIKA GOAVANA FRESH”, hetsika izay hotanterahina amin’ny “Alatsinain’ny Pantekôty” ny 29 Mey 2023 ao amin’ny Analamanga Park. Hisongadina amin’ny lalao maro samihafa ilay hetsika, ary hanaitra ny atmosfera ny taranaka AMBONDRONA sy 'Zay amin’ny alalan’ny seho mozika. Hanamarika ihany koa izany ny fotoana ahitana voalohany ny Fresh ao anatin’ny fonosana vaovao.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous