Vata fanangonana Kopakelatra vaovao napetraka eny amin’ny Fokontany

17 December 2025

Mivelatra indray ny tetikasa Kopakelatra miaraka amin’ireo fokontany Ambohimanandray, Andranonahoatra Itaosy, Ankorondrano Atsinanana ary Okalou, ho amin’ny tanjona iombonana iray : ny fanentanana mahomby ny mponina momba ny voka-dratsin’ny fitantanana tsy araka ny tokony ho izy ny fako plastika. Ity fiaraha-miasa vaovao ity dia mikendry ny hamafisana ny ezaka fanangonana ireo tavoahangy efa nampiasaina, ka manampy betsaka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy amin’ny ady amin’ny fandotoana plastika. Noho ity fiaraha-miasa ity, dia afaka mandray anjara amin’ity asa soa ity ianareo amin’ny fametrahana ireo tavoahangy plastika eny amin’ireo baky Kopakelatra vaovao napetraka manokana amin’ireo toerana fanangonana.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous