Fizarana kit scolaire ho an’ny EPP

17 December 2025

Ny EPP efatra farany (Analakely, Anosipatrana, Anosisoa & Andraharo) dia nahazo kit scolaire STAR tamin’ny alalan’ny fandaharanasa Kopakelatra. Manao fanoloran-tena ny Kopakelatra STAR hanentana hatrany ny mpianatra momba ny zava-dehibe amin’ny fanangonana tavoahangy plastika, mba hiarovana ny tontolo iainana sy hanabeazana tanora ho olom-pirenena tompon’andraikitra, amin’ny fametrahana ny vokatra tsara ateraky ny fanatanterahana izany asa izany.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous