Eau Vive, zava-pisotro ofisialin’ny Lalaon’ny Nosy 2023

17 December 2025

Eau Vive no zava-pisotro ofisialin’ny “Lalaon’ny Nosy ao amin’ny Ranomasimbe Indiana 2023 ! Ankoatra ny fanohanana ny ekipantsika Malagasy, dia andao ho tony sy ho salama amin’ny fahadiovan’ny Eau Vive. Manasa antsika rehetra izahay hanaraka sy handray anjara amin’ity hetsika ara-panatanjahantena mampientam-po ity, izay hatao manomboka ny 25 Aogositra ka hatramin’ny 3 Septambra eto Madagasikara. Hiara-mijoro ho amin’ny fandresena, ao anatin’ny firaisana sy ny fahasamihafana.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous