Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
Foara Analamanga – Andiany Voalohany
11 December 2025
Nandritra ny telo andro, nivadika ho tena toerana fety ny kianja Barea Mahamasina, toerana nisy tranoheva maro mampiseho vokatra avy eto an-toerana, vokarin’ny tanana mahay sy manan-talentan’ny Malagasy. Tafiditra ao anatin’izany ny sehatry ny fambolena, ny jono, ary sehatra maro hafa koa.