Fanokafana ofisialy ireo fotodrafitrasa vaovao ao Ambatolampy

11 December 2025

Notanterahina omaly ny fanokafana ofisialy ireo boriborin-drano sy trano fitahirizana rano (château d’eau), niaraka tamin’ny fisian’ny manampahefana eo an-toerana. Ho setrin’ny fangatahan’ny Fokontany Ankidodona II Ambatolampy, dia afaka mampiasa boriborin-drano telo vaovao izao ny mponina, izay ampiasain’ny trano fitahirizana rano ary manome rano fisotro madio maimaim-poana, eo akaikin’ny tranony avy. Amin’ny maha orinasa tompon’andraikitra anay, sady manana toerana indostrialy ao Ambatolampy, dia tafiditra ao anatin’ny paikadinay RSE ity asa sosialy ity, ho fanohanana sy ho tombontsoan’ny fiarahamonina eo an-toerana.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous