Tatitra sy dinika ataon’ny fitantanan’ny STAR

11 December 2025

Mbola ao anatin’ny toe-tsaina mikendry ny fanavaozana, ny fandraisana andraikitra ary ny fahombiazana, dia nandinika indray ny toe-draharahan’ny orinasa sy ny fandrosoan’ny dingana tsirairay ny ekipa STAR. Fotoana ihany koa izany ho an’ny sampan-draharaha tsirairay hizara ny tetikasa samihafa sy handrafitra ireo hetsika stratejika hotanterahina mandritra ny faran’ny taona. Ity tatitra sy dinika ity dia mifanaraka tanteraka amin’ny fepetra takian’ny fenitra ISO9001, ISO14001 ary ISO45001. Indray mandeha indray, hita taratra ny fandraisan’anjaran’ny tsirairay sy ny finiavany hitondra avo ny lanjan’ny STAR
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous