Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
Fanentanana eny amin’ny Fokontany – Kopakelatra
17 December 2025
Nandritra ny tour de quartier tamin’ny 02 Septambra 2023, dia 18 841 tavoahangy plastika no voaangona. Misaotra anareo rehetra tamin’ny fandraisana anjara, ary tohizo hatrany ny fanarahana ny vaovao momba ny Fanentanana eny amin’ny Fokontany manaraka.