Herinandro miavaka natokana ho an’ny fahasalamana miaraka amin’ireo kintantsika andavanandro

11 December 2025

Iray amin’ireo asa maha-olona tohanan’ny STAR isan-taona, na ara-bola na ara-pitaovana, ity hetsika ity. Saingy miavaka indrindra noho ny fandraisana anjaran’ireo mpiara-miasa maherin’ny telopolo, nanolo-tena hanampy amin’ireo asa isan-karazany mandritra ny iraka. Ny fandraisana ireo antontan-taratasy ara-panjakana sy ny fanarahamaso ny marary aloha sy aorian’ny fandidiana no andraikitra lehibe nentina tamin’ity hetsika ity. 131 tsiky vaovao no nisy ny anjara birikinay, asa fiahiana manan-danja indrindra ho anay. Miara-mandroso isika, manova ny fiainany olona.
Partager cet Article

Autres actualités

Card Image
17/12/2025
Ho fankalazana ny ANDRO MANERA...
Card Image
17/12/2025
Mpandresy – Prix Pierre Cast...
Card Image
17/12/2025
Fitsangatsanganana goavana Fre...
Card Image
17/12/2025
Fihaonam-baovao Fresh – “P...

Titre section

Description Description Description Description Description DescriptionDescription Description Description Description Description Description Description Description. DescriptionDescriptionDescription

Voir tous