Mampiasa cookies amin’ity tranonkala ity izahay mba hanatsarana ny traikefanao mitsidika ny tranonkalanay.
THB, ilay zava-pisotro fanta-daza eto Madagasikara nanomboka tamin’ny taona 1958, manamarika ny fifandraisana sy ny Fihavanana. Tsy mijanona ho labiera fotsiny ihany, fa ao anatin'ny LOVE MARK iray tena ankafizin’ny maro noho izy manome lanja ny kolontsaina malagasy, ny firaisankina, ary ny Fihavanana. THB, tsiron’ny fihavanana, fifampizaràna sy mampitambatra antsika.
Hijery