ZAVA-PISOTRO MISY GAZY
Tonic
Tonic et surprenant
Araho Tonic amin’ny tambajotra sosialy
TONIC, zava-pisotro misy gazy maivana natao ho an’ny olon-dehibe sy tanora, izay mitady tsiro miavaka.
Azo atao ho cocktail, arotsaka amin’ny zava-pisotro hafa, na fotsiny ho an’ny fotoana fialan-tsasatra, manaraka ny gadon’ny fiainana izy ary mitondra hatsiaka amin'ilay antonony.
TONIC, mahagaga sy mampitolagaga !
"Ny fihinanana toaka tafahoatra dia manimba ny fahasalamana. Misotroa ampahamendrehana."