ZAVA-PISOTRO MISY GAZY
Youzou
Mahafoana hetaheta
Araho Youzou amin’ny tambajotra sosialy
Zava-pisotro misy gazy vokatry ny famokarana vaovao, feno tsiro voajanahary avy amin’ny voasary sy voasary makirana.
Mety ho an’ny tanora sy ny zatovo.
"Ny fihinanana toaka tafahoatra dia manimba ny fahasalamana. Misotroa ampahamendrehana."